txy_2co_text_reg/06/11.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 11 Zahay dra nizaka gny mary aby tamindrareo, ry Koritiana, dra gny fonay dra mivoha midagnadagna. \v 12 Gny fondrareo dra sy nifehezinay, fa andrareo gny namehy reo fiheseham-pondrareo manoka.\v 13 Dra ho valiny ara-drariny miresaky amindrareo manahaky gny amin'gny mota zaho-sokafomidagnadagna gny fondrareo.