txy_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 11 Zahay ze velo dra manday hatragny ao amin'gny vatanay gny fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gny fiaignan'i Jesosy dra hiboaky eo amy vatanay olombelo. \v 12 Noho zay gny fahafatesa dra miasa ao amisika, fa gny fiaigna miasa ao amindrareo.