\v 7 Dra gny asa ze niteraky fahafatesa dra voasorasy teo agn'abonin'gny vato dra avy tamim-boninahisy lahibe dra gny vahoakin'Israely dra sy afaky niteno gny tavan'i Mosesy. Zay dra noho gny voninahisy gny tavany, gny voninahisy ze nihalevo. \v 8 Ho vininahisy lahibe manahaky gny nanao akory gny asa ze ataon'gny Fanahy?