\v 14 Fa gny sain'ereo dra doto. Dre dra mandrak'amizao zay volay zay dra bo mizano eo amin'gny famakia gny faneke taloha. Sy misokaky zay, satria ao amin'i Kristy avi zay gny ala. \v 15 Nefa dre dra amizao avo, dre ombia dre ombia gny vakia gny lalan'i Mosesy,dra manaro gny fpn'ereo gny voaly. \v 16 Nefa raha mitoliky amin'gny Topo gny olo, dra ala gny voaly.