\v 32 Tagny Damaskosy, gny governora ambanon'i Areta Pajaka dra niamby gny tanan'i Damaskosy ba hanambosy anahy. \v 33 Fa nampizoso tamin'gny sobika teo amin'gny vatrangara-kely raiky teo ami'gny manda zaho. ka dra nandositry gny tanany.