\v 6 Gny tena izy dra itiho: Gny raiky ze mamafy kely dra hiziza gny kely avo koa , dra gny raiky ze mamafy amin'gny tazom-pitahia dra hanapaky gny fitahia avo koa \v 7 Angao gny kirairaiky hagnome araky ze fa nirafetiny tao am-pony. Ka anga magnome fahoria na faneritere izy. Fa gny pagnome am-pifalia gny tian'Agnahary.