\v 19 Moa se mieriserisy andrareo fa nandrisy zay fotoa iaby zay dra niaro gny vatanay tamindrareo izahay? Eo anatrehan'Agnahary, gny izakanay tao amin'i Kristy gny raha iaby ba ho fampahereza andrareo.