\v 8 Noho zay mankahery andrareo zaho ba hagnamafy ampihibe-maso gny fitiandrareo anazy. \v 9 Zay gny atony nanoratako, amin'izay ba mety hisapako andrareo dra ahafatarako na makato amin'gny raha-iaby andrareo.