\v 6 Ka nampirisiky an'i Titosy zahay, ze fa nanomboky an'izay asa zay, ba hagnatateraky gny fahasoava eo amindrareo. \v 7 Fa andrareo koa dra mana-kanagna amin'gny raha iaby, amin'gny finoa, amin'gny zaka, amin'gny falalana. amin'gny fahazotoa iaby, dra amingny fitiavandrareo anay. Koa atovy azo atoky ba hana-kanagna amin'izay asa fahasoava andrareo. [ Gny ULB vo gny UDB, miaraky amin'ireo dika-zaka maro hafa, dra mivaky manahaky anizao:''Ao amin'gny fitiavanao anay.''Gny dika-zaka hafa dra mivaky manahaky aniza:''Dra ao amin'gny fitiavanay andrareo'']