\v 11 Izy dra hanao anizay satria andrareo koa dra magnapy anay amin'gny alalan'gny vavakindrareo. Dra maro laha teo gny hagnome fisaora amy agnarany noho gny tombom-pahasoava nome anay tamin'gny alalan'ireo vavaky gny maro.