\v 1 Paoly , Apostoly raiky an'i Kristy Jesosy tamin'gny Sitrapon'Agnahary, vo Timoty rahalahisika, ho agny fiangonan'Agnahary ze ao amin'gny Korinto, dra ho an'ereo mpino manerana gny farisy Akaia aby. \v 2 Ho amindrareo seky gny fahasoava dra gny fiadana laha tamin'Agnahary Rasika vo Topo Jesosy Kristy.