\v 11 Farany, ry rahalahy , mifalia! miasa ho amin'gny famerena ami'gny loniny, mahereza, mifanekea gny kirairaiky , miaigna am-piadana , dra gny Zagnahary gny fitiava vo gny fiadana dra hiaraky amindrareo. \v 12 Mifampiarahaba andrareo amin'gny fanorohona Masy.