\v 3 Dra fatako fa io lelahy io- na ao amin'gny vata, na ambalin'gny vata, zaho sy mahafasy, Zagnahary mahafatasy- \v 4 dra nala niakasy tao amin'gny paradisa dra nahare raha ze tena masy loasy amin'gny olo gny hizaka anazy. \v 5 Amin'gny agnaran'gny olo tahaky anizay dra hirehareha zaho. Fa amin'gny agnaran'gny vatako dra sy hirehareha zaho, afa-sy gny momba reo fahalemeko .