auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-01-19 07:10:03 +01:00 committed by root
parent 8227993789
commit f956b77587
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Amizao isika dra mivavaky amin'Agnahary fa sy afaky gny anao raha rasy andrareo. Zaho dra sy mivavaky gny afaky ahita fa isika dra nahomby amin'gny
\v 7 Amizao isika dra mivavaky amin'Agnahary fa sy afaky gny anao raha rasy andrareo. Zaho dra sy mivavaky gny afaky ahita fa isika dra nahomby amin'gny fisapa. Fa dra zaho dra nivavaky gny ba ahafahandrareo manao ze mety kanefa isika dra mety ho hita hanahaky gny sy nahomby tamin'gny fisapa. \v 8 Fa isika dra sy afaky gny hanao raha manohisy amin'gny fahamarigna, fa ho agny fahamarina avo k