auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-01-30 09:16:18 +01:00 committed by root
parent 50a99a3919
commit 6530bc63d7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Gny fanatateraha io asa fanopoa io dra sy vitan'gny mahafeno gny raha taliavin'gny mpino avo . Mitombo avo koa zay amin'gny asa fagnomezam-pisaora an'Agnahary maro. \v 13 Fa noho gny fisapa andrareo ze voaporofo amin'io asa io, dra hagnome vininahisy an'Agnahary koa andrareo amin'gny fakatoava gny fibabohandrareo amin'gny filazasaran'i Kristy. Dra hagnome voninahisy an'Agnahary koa andrareo amin'gny fahalalaha-tagnandrareo amin'gny fagnomeza ho an'ereo vo gny olo-iaby. \v 14 Magniry anao ereo ,dra
\v 12 Gny fanatateraha io asa fanopoa io dra sy vitan'gny mahafeno gny raha taliavin'gny mpino avo . Mitombo avo koa zay amin'gny asa fagnomezam-pisaora an'Agnahary maro. \v 13 Fa noho gny fisapa andrareo ze voaporofo amin'io asa io, dra hagnome vininahisy an'Agnahary koa andrareo amin'gny fakatoava gny fibabohandrareo amin'gny filazasaran'i Kristy. Dra hagnome voninahisy an'Agnahary koa andrareo amin'gny fahalalaha-tagnandrareo amin'gny fagnomeza ho an'ereo vo gny olo-iaby. \v 14 Magniry anao ereo ,dra mivavaky ho anao ereo. Manao anizay ereo noho gny fahalebiazan'gny fahasoavan'Agnahary ao aminao. \v 15 Ho