txy_2co_text_reg/07/13.txt

1 line
445 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-28 13:14:24 +00:00
\v 13 Tamin'gny alalan'izay gny nampahereza anay. Mihoasy nohon'gny fampahereza ze fa anagnanay, nihoa-papa gny fifaliany noho gny fifalian'i Titosy, satria gny fanahiny dra velombelo noho gny amindrareo aby. \v 14 Raha dra nirehareha taminazy gny momba andrareo zaho, dra sy ba afa-baraka zaho. Mifanohisy amin'izay, reo raha iaby ze nizakanay tamindrareo dra mary avo koa, gny fireharehanay momba andrareo tamin'i Titosy dra voaporofo fa mary.