\v 14Raha nandefa iraky ba hangalaky an'i Davida i Saoly, dra hoy izy ho: ''Marary izy.'' \v 15Dra nandefa iraky ba hagnety an'i Davida ndraiky i Saoly, dra hoy izy: ''Andeso hiakasy atiky aminahy amigny fandria izy, ba hahafahako mamono anazy