txy_1sa_text_udb/19/01.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 1Vo Saoly nizaka tamin'i Jonatana zanadahiny vo tamireo panopony gny tokony hamonoan'anereo an'i Davida. Kanefa i Jonatana, Zanak'i Saoly, dra tia an'i Davida fatrasy. \v 2Dra hoy i Jonatana tamin'i Davida: ''Te hamono anao i Saoly rako. Noho zay dra membena amigny maray vo mivonia amigny toera mangingina. \v 3Zaho hiboaky hisangan'eo agnilanigny rako eo amigny saka ze misy anao, vo hizaka momba anao amigny rako zaho. Raha mahafatasy raha zaho, dra ho zakako aminao.''