3 lines
399 B
Plaintext
3 lines
399 B
Plaintext
\v 41Avy dra nagnaton'an'i Davida gny Filistina, vo alohany gny pinday gny apinga. \v 42Gny fa nagnety gny magnodidy dra nahita an'i Davida gny Filistina, dra nano sinosino anazy, akory dra bo zaza izy, mena volo, vo soa endriky.
|
|
\v 43Dra hoy gny Filistina tamin'i Davida: '' Amboa ra zaho, gny avy mindray amigny hazo eto aminahy hanao?,''
|
|
vo nagnozo an'i Davida tamireo zagnahariny gny Filistiny. |