\v 24Dra hoy i Saoly ho: ''Fa nanota zaho; akory nandika gny didin' i Yaveh vo reo zakanao, akory natahosy gny olo zaho vo nakato gny feon'ero. \v 25Amizao, ba mamela gny heloko le, vo miheregna aminahy ba hanopoako an'i Yaveh.''