1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 20 Dra nagnariny an'i Samoela reo fokon'Israely aby, vo gny fokon'i Benjamina gny voafily. \v 21 Boak'eo dra nandesiny nagnariny gny vondron'ereo gny fokon'i Benjamina; vo gny fokonigny Matrita gny voafily, vo Saoly zanadahin'i Kisy dra voafily. Fa gny fa nandeha nitalia anazy ereo, dra sy nety hita izy. |