1 line
500 B
Plaintext
1 line
500 B
Plaintext
\v 39Gny fa ren'i Davida fa maty i Nabala, dra hoy izy: "Isaora anie Yaveh, gny nangala gny fanirasira anahy boak'amigny tagnan'i Nabala, vo niaro gny panopony tamigny rasy. nahery gny rasy nataon'i Nabala teo amigny lohany avo izy." Boak'eo Davida nigniraky vo nizaka tamin'i Abigaila, ba hangalaky anazy ho valy. \v 40Gny fa avy tagny amin'i Abigaila tagny Karmela reo panopon'i Davida,dra nizaka taminazy ereo vo nanao anizahoky ho: "Nandefa anay hotiky aminao i Davida ba hangalak'anao ho valy." |