1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 12Dra nihery vo nandeha noly gny tovolahin'i Davida, dra nizaka anizay aby voazaka taminazy. \v 13Dra hoy Davida tamireo olony: "Apetaho gny mesanigny olo sirairay." Dra nametaky gny sabany avo koa i Davida. Lelahy teo amigny efazato teo gny nagnaraky an'i Davida, dra rozato gny nizano teo agnilanigny eta. |