txy_1sa_text_udb/25/09.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 9Gny fa avy gny tovolahin'i Davida, dra nizakan'ereo tamin'i Nabala ho an'i Davida avokoa zao aby zao, boak'eo dra nandigny ereo. \v 10Namaly reo panopoan'i Davida i Nadala nanao anizahoky ho: "Iza moa i Davida zao, dra iza zay zanadahin'i Jese ? Nisy panopo maro zay nisandala taminigny topon'ereo tamizay andro zay. \v 11Tokony hangalaky gny mofoko vo gny ranoko dra gny henako ze fa nivonoko ho anigny pihetiko zaha, dra hagnome anizay ho anigny olo ze sy fataso akory ho avy eza?"