2021-03-25 11:40:15 +01:00

1 line
389 B
Plaintext

\v 11Vo hoy Samoela: ''Ino gny nataonao?'' Namaly i Saoly ho: ''Gny fa hitako fa nialoha taminahy gny vahoaky, vo sy avy teto aminahy tamigny fotoa name hanao, vo reo Filistina fa nivory tagny Mikmasy, \v 12dra hoy zaho ho: 'Amizao reo Filistina dra hizoso hanohisy anahy ao Gilgala, vo izaho sy nitalia gny fakahasitrahan'i Yaveh.' Ko nanery gny vatako hanolosy gny fagnatisy oroa zaho.''