txy_1sa_text_udb/13/01.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 1Telopolo tao i Saoly no nanomboky nazaka; gny fa nazaka efapolo tao teo amin'Israely izy, \v 2dra nifaty lahibe telo arivo teo amin'Israely. Rao arivo gny nindray taminazy tagny Mikmasy vo tagny amigny havoanigny tananan'i Betela, raha gny arivo koa nindray tamin'i Jonatana tagny Gibean'i Benjamian. Reo miaramila sisa tavela dra nalefa noly, gny lelahy sirairay samby ho agny an-dainy aby.