2021-03-24 13:13:16 +01:00

1 line
308 B
Plaintext

\v 20 Dra nagnariny an'i Samoela reo fokon'Israely aby, vo gny fokon'i Benjamina gny voafily. \v 21 Boak'eo dra nandesiny nagnariny gny vondron'ereo gny fokon'i Benjamina; vo gny fokonigny Matrita gny voafily, vo Saoly zanadahin'i Kisy dra voafily. Fa gny fa nandeha nitalia anazy ereo, dra sy nety hita izy.