txy_1sa_text_udb/15/12.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 12Nifoha aloha i Samoela ba hihao amin'i Saoly gny maray. Zinaka tamin'i Samoela ho: ''Boak'agny Karmela i Saoly vo nananga sangam-bato honigny vatany, vo nitodi-doha dra nanohy nizoso nagnagny Gilgala.'' \v 13Dra avy amin'i Saoly i Samoela, vo hoy Saoly taminazy ho: ''Endrey voatahin'i Yaveh hanao! Taterako gny didin'i Yaneh.''