txy_1sa_text_udb/15/01.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v Hoy Samoela tamin'i Saoly: ''Yaveh nagniraky anahy hagnososy anao ho pazaka eo migny olony Israely. Amizao dra tenoy gny zakan'i Iaveh. \v 2Izao gny zakan'i Yaveh toponigny maro: ' Fa hitako gny nataon'i Amaleka taminigny vahoakin'Israely taminigny nanohereny anazy reo tegny andala, gny fa niakasy boak'agny Egypta ereo. \v 3Amizao mandehana dra tahio i Amaleka vo poteho tatereky gny hanagnan'ereo aby. Ka miaro anereo, samby vonoyna gny lahy na gny vavy, gny mota vo gny zaza, gny agnomby vo gny agnondry, vo gny rameva vo gny boriky.'''