1 line
395 B
Plaintext
1 line
395 B
Plaintext
\v 13Vo hoy Samoela tamin'i Saoly: '' Nanao hamola hanao. Sy nitandry gny didin'i Yaveh zagnahary zay nameny anao hanao. Fa tamizay gny nanobian'i Yaveh gny fanapahanao eo amin'Israely mandrakiazy. \v 14Fa amizao dra sy hitohy gny fanapahanao. Nitalia lelahy raiky araky gny fony avo Yaveh, vo Yaveh nanendry anazy ho andriana eo aminigny vahoakiny, akory sy nakato ze nandidiany anao hanao.'' |