1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 20Avy eo dra lavo niapasy taminigny tany i Saoly dra tena natahosy izy nohonigny zakan'i Samoela. Sy nisy hery tao agnatiny, akory sy nihina-kany izy nandrisy gny andro totolo, na tamigny hariva aby. \v 21Nagneo amin'i Saoly gny apela igny dra nahita fa tena nikorota say izy, hoy izy taminazy: "Ingo, gny panopovavinao fa nitena gny feonao; fa natobiko teo apelatagnako gny aiko dra fa niteno reo zakanao ze zinakanao taminahy. |