1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 20Kanefa i Mikala, zanak'apelan'i Saoly, dra tia an'i Davida. Nizaka tamin'i Saoly ereo, vo nahafaly anazy zay. \v 21Boak'eo i Saoly nieriserisy ho: ''Hameko anazy izy, ba ho fandriky honazy, vo ba hanohisy anazy gny tagnan'ireo Filistina.'' Dra nizaka fagnindrony an'i Davida ndraiky i Saoly ho: ''Ho vinato lahiko hanao.'' |