1 line
509 B
Plaintext
1 line
509 B
Plaintext
\v 10Gny andro magnaraky dra nisy fagnahy mapidi-daza boak'amin'Agnahary nizoso teo amin'i Saoly vo nirediredy tao atragno izy. Noho izay dra nihira gny raha-magneno manahaky gny ataony isan'andro i Davida. Vo nana lefo tegny atagnany i Saoly. \v 11Narian'i Saoly gny lefo, akory nieriserisy izy ho: ''Ho sindrogniko ho eo amigny rindry i Davida.'' Kanefa ingo tafala gny fagnatrehan'i Saoly tamizay fomba zay i Davida. \v 12Natahosy an'i Davida i Saoly, akory, nomba anazy Yaveh, fa sy nomba an'i Saoly sasy. |