2021-03-27 05:07:22 +01:00

1 line
217 B
Plaintext

\v 5Dra nandeha tagny amizay toera nagnirahan'i Saoly anazy i Davida, vo nahomby izy. Nanoby anazy teo amireo lelehin'aly i Saoly. Nakasitrahany teo amasonigny vahoak'aby zay vo teo amasonireo panopon'i Saoly avo koa.