2 lines
355 B
Plaintext
2 lines
355 B
Plaintext
\v 4Teo aminigny lafa siraray amigny fitana ze nirian'i Jonatana handehana ba handehanaa'agny amireo maramilanigny Filistina, dra nisy haram-bato teo aminigny andagniny vo haram-bato hafa teo aminigny agnilany.
|
|
Gny harambato raiky natao ho Sena. \v 5Gny haram-bato raiky nizoro teo avarasy nagnoloa an'i Mikmasy, vo gny hafa teo asimo teo agnoloan'i Geda. |