1 line
425 B
Plaintext
1 line
425 B
Plaintext
\v 11Gny fa nahare ze nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly gny ponon'i Jabesy Gileada, \v 12dra nisanga reo lelahy pialy aby dra nandeha gny hariva manotolo dra nangalaky fatin'i Saoly vo gny fatin'ireo zanadahiny teo aminigny mandan'i Beta-sana. Nagnagny Jabesa ereo dra noroany teo reo. \v 13DRa nalan'ereo gny tolareo boak'eo dra naleviny tambaninigny hazo tamarika tao Jabesy, dra nifaly hany nandrisy gny fito andro ereo. |