1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
\v 9Nitapahinereo gny lohany vo nalany gny felia, dra nandefa reo pinday hafasy nanera reo tanin'ireo Filistina ba hinday gny vaovao agny aminigny tepoly sapin'ereo vo gny aminigny vahoaky ereo. \v 10Natobin'ereo tao aminigny tepolin'i Astarta gny felia, dra gny vatany nifaheziny teo aminigny mandanigny tanan'i Beti-sana. |