2021-04-02 16:56:08 +02:00

1 line
593 B
Plaintext

\v 9( Taloha tagny Israely, gny fa misy lelahy mandeha mitalia gny fahalalany gny sitraopn'i Zagnahary, dra mizaka izy ho:'' Andao, andeha sika ho agny amigny pahita.'' Fa pahita gny fitokavany taloha izay tokavisika hoe paminany ankehitriny. ) \v 10 Avy eo dra nizaka taminy panopony i Saoly ho: '' soa gny voalazanao. Andao, handeha sika.'' Dra lasa izy ireo nagnagny amigny tanana izay nisy gny lelahin'iZagnahary. \v 11 Dra gny niakasygny havoana tao an- tanana izy ireo, dra nahita ireo tovovavy niboakyhitao rano; dra hoy i Saoly vo gny panopony tamin'ereo ho: '' Andeso le gny pahita?''