txy_1sa_text_udb/14/40.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 40Dra hoy izy taminigny Israely aby: ''misangana eo amigny agnilany, zaho vo Jonatana zanako dar hoeo amigny andagniny.'' Hoy gny vahoaky tamin'i Saoly: ''Atovy ze mety ho soa aminao.'' \v 41Dra hoy saoly tamin'i Yaveh, Zagnahariny Israely: ''asehoy gny Tomima. ''Jonatana vo saoly gny azo tamigny filoka, fa tafiala syu voafily koa gny vahoaky. \v 42Dra hoy Saoly: ''Manova filoka aminahy vo Jonatana zanako.'' Dra i Jonatana gny voafily taminigny filoka.