txy_1sa_text_udb/11/04.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 4 Dra avy tagny Gibea, zay nitobohan'i Saoly reo iraky, vo nizaka anizay raha nitranga tamigny vahoaky. Dra nitomagny fatrasy gny vahoaky aby. \v 5Vo nindray amigny agnomby boakagnahisy agny i Saoly. Hoy i Saoly: ''Ino gny mahazo anireo vahoaky dra mapitomagny anereo io?'' Dra nizeakanereo tamin'i Saoly ze nizakanigny lelahin'i Jabesy.