1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 9Hoy ereo tamireo iraky ze avy: ''Hizaka amigny olonigny Jabesi-Gileada handrareo ho: 'Maraindray, amigny fotoa miboa-mahasoandro, dra ho voavozy handrareo.''' KO nandeha gny iraky vo nizaka tamigny olon'i Jabesy, vo nifaly ereo. \v 10Dra hoy gny olon'i Jabesy tamin'i Nahasy: ''Hinolo-bata aminao zahay maraindray, dra afaky ataonao aminazy ze hitanao fa mety aminao.'' |