1 line
376 B
Plaintext
1 line
376 B
Plaintext
\v 1 boak'eo Nahasa Amonita nandeha vo nitiby tagny jabesi-Gileada. Hoy gny olon' i Jabesy aby taminign'i Nahasy ho: '' Manova fagneke mindry aminay, dra hanopo andrareo zahay,.'' \v 2Dra namaly i Nahasy Amonita ho: '' Amizao fepetra zao gny hanovako fifagneke amindrareo, dra gny hiposehako gny maso akavanandrareo aby, vo ze fomba handesa fahafaham-baraka eo amin'Israely.'' |