2 lines
317 B
Plaintext
2 lines
317 B
Plaintext
\v 30Dra hoy i Saoly ho: '' Fa nanota zaho. Fe ba omeo voninahisy eo agnatrehan'ireo loholonigny vahoaky vo eo agnatrehanigny vahoakin'Ysraely re zaho amizao. Meraha miherin'aminahy ndraiky, ba hanopoako an'i Yaveh zagnahariko.''
|
|
\v 31Ko nihery naganraky an'i Saoly ndraiky i Samoela, vo nanopo an'i Yaveh i Saoly. |