txy_1sa_text_udb/15/17.txt

2 lines
447 B
Plaintext

\v 17Hoy i Saoly ho: '' Na dre kely eo imasonao avo aza hanao, moa sy natao ho
lohan'ireo fokon'Israely ra hanao? Vo Yaveh nagnososy anao ho pazaka eo amin'Israely, \v 18vo Yaveh nagniraky anao taminigny lalanao ho: ' Mandehana vo haringano tateraky reo panota, reo Amalekita, vo melia amin'ereo mandram-paharinganan'ereo.' \v 19Nagnino hanao sy nakato gny feon'i Yaveh , fa nangalaky reo babo koa hanao vo nanao ze rasy teo amason'i yaveh?''