1 line
493 B
Plaintext
1 line
493 B
Plaintext
\v 12Namaly ereo, dra nanao anizahoky ho: "Andeso izy; ingo, ao aloha kelindrareo ao avo izy. Malaky ,fa ho avy ao atana izy androany, akory hanao soro eo aminigny toera abogny vahoaky androany. \v 13 Gny vatany vo milisy gny tanana handrareo dra hahita anazy, alohan'ny hiakarany amigny toerana avo hihinanany. Sy hihinana gny vahoaky mandra- piviny, satria izy gny hiso- drano gny soro; afaran'izay dra hihinana ireo izay nasaina. Dra miakara izao, fa hahita anazy avy hatragny handrareo. '' |