\v 1 Dra nangalaky gny tavoara misy diloilo i Samoela, nandraraky anizay teo agnabolohan'i SAoly, vo nanoraky anazy. Hoy izy ho: ''moa se yaveh sy fa nanorasy anao ho panapaky gny lovany? \v 2 gny fa nagnenga anahy hanao amizao, dra hahita lelehy rolahy eo agnilanigny lolon-dRahely, ao amigny faritanin'i Benjamina ao Zelza. Hizaka aminao ereo ho: 'reo boriky ze nitaliavinao dra fa hita. Amizao gny razambenao dra nisahasy sy namarahy gny amireo boriky vo dra ka matahosy gny momba anao,mizaka ho: ''Ino gny tokony hataoko mahakasiky gny zanadahiko?'''