\v 17Dra hoy i Jese tamin'i Davida zanany ho: "Mangala raiky efaha amity vary voatendry ty vo mofo folo tahoky ito ho an'reo rahalahinao, vo andeso malaky agny amigny tobin'ireo rahalahinao tehoky. \v 18 Andeso agny amigny kapitenin'ireo arivo avo koa tahoky fromazy folo tahoky. Atio vasa manao akory reo rahalahinao vo mandesa porofo miherin'atiky fa sy magnino ereo.