\v 11Dra hoy gny apela igny: "Iza gny tokony handesiko eto aminao?" Hoy i Saoly: " Andeso miakasy honahy i Samoela." \v 12Raha nahita an'i Samoela gny apela igny, dra nihiaky fatrasy izy dra nizaka tamin'i Saoly nanao anizahoky ho: "Nagninohanao gny namitaky anahy? Fa Saoly hanao."