\v 6Gny fa hitan'ireo lelahin'Israely fa nisavoritaky ereo___fa ory gny vahoaky, dra nivony tao amireo zohy, tao amigny ala kitiky, tao amireo haram-bato, tao amireo famorian-drano, vo tao agnaty lavaky gny vahoaky. \v 7Gny ilany tamireo Habreo nisaky an'ny Jordana ho agny amigny tanin'i Gada vo Gileada. Fa i Saoly koa dra bo tagny Gilgala, vo gny vahoaky aby nindray aminazy tamim-patahora