auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-03-26 04:41:47 +01:00 committed by root
parent 497a5fbc10
commit 0f21b9ff4b

View File

@ -1 +1 @@
\v 32Dra hoy i Samoela ho: '' Andeso aminahy atiky i Agaga pazakan'ireo Amalekita.'' Dra nagnagny aminazy i Agaga mirohy amigny gadra-vy vo nanao anizahoky ho: ''Fa lasa vatany gny alahelonigny faty.'' \v 33Namaly i Samoela ho: ''Araky gny nanovanigny mesanao reo apela ho momba, dra ho momba manahaky anizay koa gny reninao
\v 32Dra hoy i Samoela ho: '' Andeso aminahy atiky i Agaga pazakan'ireo Amalekita.'' Dra nagnagny aminazy i Agaga mirohy amigny gadra-vy vo nanao anizahoky ho: ''Fa lasa vatany gny alahelonigny faty.'' \v 33Namaly i Samoela ho: ''Araky gny nanovanigny mesanao reo apela ho momba, dra ho momba manahaky anizay koa gny reninao eo amireo apela.'' Dra nokapakapan'i Samoe